|
|
|
|

Entry1  mandry ilika
Elementary words  2  mandry, ilika
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany
misahirana
Examples  5  [2.649] Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy
6  [2.895] nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza.

Updated on 2024/12/07